Back to Top

Samoela - Martine Lyrics

Samoela - Martine Lyrics

Iny indray i Martine
Iny indray i Kala-adala
Zanaka mpiandry izy iny
Monina ao Andravoahangy

Tsy avelan'i Bôfy sy Bainina hono izy
Fa ny zanany tsy hidiran'angano
Nefa mahalala menatra sy oainina hono izy
Raha giazana sy hidina aman-trano
Raha mba te-hahalala zavatra, Vidiana TV
Raha mba te-haheno zavatra
Vidiana radio
Raha mba te-hahakobo zavatra
Vidiana gazety Nefa mbola tsy mety
Fa amin'izany intsony hoy aho ny fialamboly
Efa tsy lamaody intsony koa ny saribakoly
Mba mila olombelona izy miara-matory
Mila kôfiboay hanalany ny fony

Tiany handramana daholo, ny mifoka rongony
Tiany handramana daholo, fa izy mbola tanora
Tiany handramana daholo, izay raran'ny didy folo
Tiany handramana daholo, ny zava-drehetra
Tiany handramana daholo, aza asianao fetra
Tiany handramana daholo, sy akana fy
Izay rehetra azo ankafihizina amin'ty tany 'ty

Ao antranonao ao, na kafe aza tsy hohanina
Ao antranonao ao, na sakay aza tsy andramana
Ao antranonao ao, tsy azo ifohana sigara
Ao antranonao ao, ny rehetra dia voarara

Fa indray andro any Mbola ho tezitra hono izy
Fa indray andro any Mbola hamaly hono izy
Raha tsy avelanao hivoaka hono izy: Hampiditra kôfa
Hofenoiny rongony koa ny vary sy laoka
Te-ho tapa-kofehy anie izy
Te-mba hadehandeha
Na tsy ho isan'andro anie
Fa ho indray mandeha
[ Correct these Lyrics ]

[ Correct these Lyrics ]

We currently do not have these lyrics. If you would like to submit them, please use the form below.

Writer: Samoëla RASOLOFONIAINA
Copyright: Lyrics © O/B/O DistroKid

Back to: Samoela

Samoela - Martine Video
(Show video at the top of the page)

Performed By: Samoela
Length: 5:09
Written by: Samoëla RASOLOFONIAINA

Tags:
No tags yet