Back to Top

Mandeha Video (MV)




Performed By: Samoela
Length: 4:38
Written by: Samoëla RASOLOFONIAINA




Samoela - Mandeha Lyrics




Tsy maintsy hoe nifitra ihany aho
Tsy maintsy niala tampoka ihany aho
Na mamiko aza ny revinao
Na tsy foiko ny anilanao malala ôh!
Tsy maintsy niala ilany ihany aho
Tsy maintsy hoe namono phone aho
Satria manana ny fiainako aho
Izay tsy iarahako aminao malala an!

Mbola lavitra ny lalako
Tsy mety koa ianao bahanako
Haiko fa tsy ianao no anjarako
Na dia reven'ny ratsam-batako

Aleo mihitsy ianao tsy hateriko
Fa sao ho neniko ny teniko
Tsy te- hahita ny ranomasonao
Sy mety ho hatezeranao

Mandeha ny mandeha
Izay kaontiny dia vidiny
Sao Raparapa tsy fidiny
Sao behevohoka tsy fidiny

Tampotapoka eo dia tsy hita aho
Fa raha mijanona aho dia raikitra ao
Tamana fary mamy be ao
Tsy te - hamalona fandriana ao aho, malala ôh
Tsy maintsy hoe nipitsika aho
Efa dify, tsy any intsony aho
Satria manana ketrika aho
Izay tsy iraisako aminao malala ôh!

Ianao haiko fa tsy ho namako
Sendra teo, dia mba niondanako
Nifanojo zotra tamiko
Pelipelika, ka laniko

Nahita tsirony aho; ka satriko
Manan-tompo, fa nindramiko
Fa ankehitriny ianao adaboko
Bonne chance, dia mazotoa
[ Correct these Lyrics ]

[ Correct these Lyrics ]

We currently do not have these lyrics. If you would like to submit them, please use the form below.


We currently do not have these lyrics. If you would like to submit them, please use the form below.




Tsy maintsy hoe nifitra ihany aho
Tsy maintsy niala tampoka ihany aho
Na mamiko aza ny revinao
Na tsy foiko ny anilanao malala ôh!
Tsy maintsy niala ilany ihany aho
Tsy maintsy hoe namono phone aho
Satria manana ny fiainako aho
Izay tsy iarahako aminao malala an!

Mbola lavitra ny lalako
Tsy mety koa ianao bahanako
Haiko fa tsy ianao no anjarako
Na dia reven'ny ratsam-batako

Aleo mihitsy ianao tsy hateriko
Fa sao ho neniko ny teniko
Tsy te- hahita ny ranomasonao
Sy mety ho hatezeranao

Mandeha ny mandeha
Izay kaontiny dia vidiny
Sao Raparapa tsy fidiny
Sao behevohoka tsy fidiny

Tampotapoka eo dia tsy hita aho
Fa raha mijanona aho dia raikitra ao
Tamana fary mamy be ao
Tsy te - hamalona fandriana ao aho, malala ôh
Tsy maintsy hoe nipitsika aho
Efa dify, tsy any intsony aho
Satria manana ketrika aho
Izay tsy iraisako aminao malala ôh!

Ianao haiko fa tsy ho namako
Sendra teo, dia mba niondanako
Nifanojo zotra tamiko
Pelipelika, ka laniko

Nahita tsirony aho; ka satriko
Manan-tompo, fa nindramiko
Fa ankehitriny ianao adaboko
Bonne chance, dia mazotoa
[ Correct these Lyrics ]
Writer: Samoëla RASOLOFONIAINA
Copyright: Lyrics © O/B/O DistroKid

Back to: Samoela

Tags:
No tags yet